Notantarain'i Mahefa tamin'ny antsipirihany ny fihetsiky Alexia hatramin'izay. Ketraka i Malala, tsy nampoiziny. Teo vao nitamberina tao an-tsainy ny fanontaniana madinidinika mikasika an'i Mahefa napetraky i Alexia taminy hatramin'izay.
Loulou ([email protected])
| « | Mey 2006 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As | 
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 
| 28 | 29 | 30 | 31 | |||