Nandalo tany amin'ilay ilay Jobako aho fa fotoananay tamin'io. 17 taona izy ary izaho 25 taona. Zoma tolakandro ny andro. Tsy ao izy hoy ilay mpanampiny fa mbola nirahin'i mamany ary mety ho elaela vao ho avy. Nadroso ihany aho satria nampandrosoina. Ilay mamany no tao amin'ny salon nijery fahitalavitra. Naka vera izy dia nampidina zavam-pisotro misy alikaola kely ho ahy. 15 minitra taty aoriana, naka kapila mangirana izy dia nilaza tamiko fa hoe aleo mijery horonantsary mihetsika fa tsy mamely ilay tao amin'ny fahitalavitra. Tantaram-pitiavana masaka be ilay horonantsary nojerenay. Nisy ampahany maromaro ahitana olona manao firaisana ara-nofo tao. Teo amin'ilay ampahany fahatelo amin'ilay olona manao firaisana iny indrindra dia toa tsy naharitra intsony ilay mamany fa nosafoiny ny filahiako sady hoy izy, " tsy dangitra ve ialahy amin'izao? " Niala kely aho saingy tonga dia nobedainy sady mbola vao maika nangaroniny ny tao anaty patalohako no notereny hovahana ny hidiny. Izaho moa efa te hanao dia navelako izy nanao izay tiany hatao teo. Sady nanafosafo ny fivaviany mbola tao anaty silipony teo izy no nitsetsitsetsitra ny filahiako. Tsy naharitra intsony izy nony kelikely fa noesoriny tanteraka ny silipo teny ankodiny ary dia nanao be teo izahay. 35 taona eo angamba ilay mamany ary tena mbola mitana na tarehy na ny bika. Vita ny natao dia menamenatra aho fa izy mody tsy nanisy sira. Efa somary harivariva vao tonga ilay zanany. Nitady hevitra hivoahana tao haingana aho dia nilaza fa mbola maimaika. Sankodiavatra be anefa aho no tena marina. Tsy nadalondalo tany amindry zareo intsony aho taorianan'io fisehoan-javatra io. Roa herinandro taty aoriana, nisy nametraka hafatra tao am-piasana fa mila ahy maika dia maika ary miandry ahy any ivelany hono io olona io. Nivoaka aho ary akory ny hagagako fa ilay maman'ilay Jobako no tao. Tonga aho dia notaritiny hoe mila miresaka aminy. Niditra tamin'ilay Salon de thé tsy dia lavitra teo izahay dia nilaza izy vao tafapetraka izahay fa matahotra hono izy sao misy mahita ka dia notaominy aho haka toerana mangingina miaraka aminy ao anaty fiara. Vao tafiditra tao anaty fiarany izahay dia efa tsy tratra ny tanany iray fa efa mitady hanafosafo sahady ny filahiako mbola mifono tsara tao anaty pataloha. Tsy hay tohaina ny tao anatiko fa tonga dia nivonto avy hatrany ary dia tsy aritro intsony ka navelako izy hanarapo tamin'izay tiany hatao teo. Bikan'olona kosa aloha izy e ! Tena ao amin'ilay mampatsiro azy mihintsy. Vita ny natao dia nody fanina indray ny anao vavy. Telo volana taty aoriana, efa lasa fahazaranay ny mangala-dia mandeha manao firaisana aranofo antselika. Mandritra izay fotoana rehetra izay anefa dia mbola miaraka amin'ilay jobako ihany aho. Eni-mbolana aty aoriana izao, Bevohoka hono i rabofy ary izaho no lazainy fa tompony ary ho tazoniny ilay zaza fa reveny be hono aho.
Nadi-doha be ity maman'ilay jobako ity ary sarotra noresena lahatra ka dia naterany soamatsara ilay zazalahy kely. I Toky no nataony anarany. Mbola miaraka foana izaho sy ilay jobako amin'io fotoana io. Faly ery ary izy fa hoe nahazo zandry lahy kely hono. Notaominy hamangy ny reniny teny amin'ny hôpitaly aho. Akory ny hagagako fa tena mitovy tsy misy valaka amiko ilay hoe " zanako". Toy ny akoho kely notsipazam-potsimbary aho tamin'izay fotoana izay fa sady faly no sahirana. Nitsikian-drabofy indray mandeha fotsiny aho vao nifanojo ny masonay dia azoko ny tiany hambara rehetra. Iray volana taty aoriana, nifanena indray izaho sy ilay maman'ny jobako dia hoy izy tamiko hoe: "Aza matahotra ianao fa tsy ho lazaiko na amin'iza na amin'iza fa ianao no rain'i Toky. Tsy mahazo misaraka amiko kosa anefa ianao no tambiny angatahako. Tsy maninona hoy izy na ho lasa 2eme bureau-ny zanako vavy aza aho. Fangatahana miaro fanerena moa ny azy ka dia nanaiky tsy sazoko aho sady ity zaza koa tena tsy misy ivoasana amiko mihitsy amin'ny endriny. Nifanao fotoana tao an-tranony izahay indray alakamisy hariva fa mianatra ny jobako tamin'io. Efa nanomboka nirevy be iny izahay, efa samy niboridana fa nafana be ny andro, no indro niditra tampoka i Alexia (izay no anaran'ilay jobako). Tsy renay mihitsy izay nidirany fa izy efa tonga teo ambaravaran'ny efitra fatorian'ny mamany vao hitanay. Tsy nisy irika azo nialana intsony fa tena tonga amin'ilay fitenin-tsika malagasy manao hoe tratra ambody omby aho na dia teo ambodin'ny mamany aza no marimarina kokoa. Mody tsy taitra izy sady nanontany hoe " Fa inona ity ataonareo?". Izahay roa moa samy gina tsy nahateny niandry izay haloaky ny vavany manaraka fotsiny. Samy tsy nisy nanampo izahay tamin'ilay teniny manaraka nanao hoe " Aleo aho mba hitsilailay hiaraka aminareo eto koa fa tena reraka be aho izany!"
Misaotra an'iHaja nandalo. Tsy ahy aloha ny asa soratra fa an'i tadiom_pitiavana@yahoo.fr Manambatra azy ho mora vakiana fotsiny no ataoko. Efa mahatratra 100 pejy io tantara io amin'izao fotoana ary be tokoa ny mankafia azy na dia tsy mametraka hafatra aza. Mitovy amin'ireny mamaky boky "roman" ireny ihany io. Rehefa tafaroboka ka mahita tsirony dia tsy te hiala intsony hatramin'ny farany. Hoanay aty ivelany dia zara aza mba misy asa soratra amin'ny teny malagasy mba azo vakiana tsy andoavam-bola sady hialana vonkina amin'ny rotoroto lava aty ivelany aty. Anoraty email any amin'ny tadiompitiavana@gmail.com aho fa homena anao ny sopapa tadiavinao. Mazotoa. Nanao ahoana ny niafaran'ilay hitsikitsika iny ry iHaja?
efa nanoratra any aminao za; azafady fa androany 10/08/06 ity valin-kafatrao ity vao hitako. dia vao teo ihany koa vao tafanoratra tany @ mail-nao aho.
Fa "hitsikitsika" inona kay no resahanao fa marina raha mba tadidiko izany ?
Zay fa mazotoa !
| « | Febroary 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | |