Tadiom-pitiavana

PEJY 86
2006/10/22,00:48
Mbola samy makamaka aina teo ambony fandriana i Ratrema mivady nony ampitso maraina no injay fa naneno ny telefona tao antrano.
- " i Alexia angamba izay" hoy i Malala sady nikoropaka haingana izy nifoha ndeha hamaly ilay antso. Tsy diso tokoa ny eritreriny fa antso avy any
Paris  ilay izy. Tsy Alexia araky ny nanampoizany azy anefa no henony tao fa ny feon'i Mahefa.
- " Allo! Malala ihany ity, Manahoana?"
Nifampiarahaba sady nifampanontany teo aloha izy roa vao nampitsidika ilay resaka findramam-bola nolazain'i Alexia azy i Mahefa.
- " Ilay resakareo mianaka omaly iny no tena niantsoko ry Malala" hoy i Mahefa
- " Raharaha izany mahazo anareo izany" hoy ihany izy " Mety tsy ho afaka ny hanampy anareo anefa aho nohon'ny fandaniana be dia be tsy maintsy nataoko tao ho ao izay."
- " Dia tsy misy hevitra mihitsy ve ry Mahefa na dia ampahany fotsiny ihany aza?" hoy i Malala mbola tsy nanary toky.
- " Izay lazaiko anao izay ilay izy ry Malala. Lasa voatery namoaka ny tahiry fiandriko ary aho izao amin'ny fandoavana ny fitsaboana an'i Hery. Noraisiko ho adidy moa izy satria "zanako" raha teo ihany koa"
Tsy niteny i Malala fa ankina tanteraka.  Foana tampoka izay rehetra tao antsainy nandritra ny segondra vitsy.
- " Eny ary ry Mahefa fa misaotra betsaka anao niantso na dia tsy misy azonao atao ary. Betsaka tokoa ny adidy iantsorohanao ankehitriny ka tsy hita hifanomezan-tsiny."
- " Azafady indrindra Malala sady ampitao any amin'ingahy Ratrema any ny fialan-tsiniko" hoy i Mahefa somary sadaikadaikatra sady nanakatona ilay finday azo aforitra teny antanany.
 
Fantatry Ratrema avy hatrany tamin'ny valintenin'i Malala teo sy ny fihetsiny fa nandamoka iny eritreritra hila fanampiana tany amin'i Mahefa iny. Tsy azo antenaina izany ny any hoy izy anakampo. Trotraka vao maraina ny fahatsapany ny tenany. Ny valin-drihana no toa nataony tsara jery. "Inona ity nanjo anay mianankavy ity" hoy izy nanontany tena. I Malala namonjy nakeo akaikiny no nanapaka ny eritreriny.
- " Tsy afaka manampy hono izy" hoy i Malala malokendrindra niditra tao anaty lamba.
- " Efa fantatro Kah" hoy i Ratrema tsy dia rototra sady zara raha nitodika tany aminy.
- " Inona izany no hatao?" hoy i Malala nony avy eo te hanapaka ny fahanginana tampoka tao anefitrano fatorian'izy mivady. Tsy namaly anefa ingahy Ratrema fa toa badenin'ny adintsaina ny sofiny. 
  
Paris, roa herinandro taty aoriana.
 
Hita misongadina ny fihatsaran'i fahasalaman'i Hery.  Efa afaka miresaka izy. Indro i Alexia nitraka nitopy maso tany amin'i Hery sady nametraka ilay magazine teny antanany.
- " Manao ahoana izany malalako izany" hoy izy velon-tsiky nijery ity tovolahy vao nifoha tamin'ny torimasony io tolankandro io.
- " Efa tsy dia maninona aho kah" hoy i Hery sady nandray moramora ny tanan'ity olontiany.
- " Asa na rahoviana aho no avelan-dry zareo mivoaka" hoy izy te hanontany sao dia mba efa henon'i Alexia siosio tany ambadika tany ny zavatra tiany ho fantatra.
- " Herinandro hono sisa no ilaina hanaraha maso akaiky anao ato hoy i Dada tamiko anikeo maraina" hoy i Alexia   
- " Efa tsy andriko ery izy izany" hoy i Hery toa velom-panantenana nahatsapa fa velon'aina soamantsara taorian'iny fandidiana saro-pady natao tamin'ny lohany iny.
- " Tapaka ny hevitro ry Alexia fitiavako, fa raha vao salama eto aho dia hatao amin'izay ny raharahantsika"
- " Izany ve ry Hery ?" hoy i Alexia sady tafatsangana niala teo ambony fandriana izy sady velontsiky nanatona akaiky be ny molotr'i Hery.
- " Tena tapakevitra ny hiroso amin'izay ianao"
- " Tsy misalasala amin'izay intsony aho ry Alexia a. Efa ela mihitsy ary aho no tokony naka izay fanapahan-kevitra izay raha ny tena marina"
Heniky ny hasambarana i Alexia tany anatiny tany. " Ho tanteraka ihany lahy ny faniriako hatrizay" hoy izy anakampo.
 
Nony afaka kelikely, indro tamy niditra ny efitra nisy azy roa i Mahefa sy Mihary. Nitsikitsiky i Mihary vao nahita an'i Hery miramirana teo akaikin'i Alexia.
- " Efa tena velom-bolo mihitsy anie izany havako izany e!" hoy i Mihary mantsy ity sakaizany fahizay.
- " Efa mihatsara mihitsy aho hoy i Hery sady nangata-maso tany amin'i Mahefa izy.
- "
Marina mihitsy izany r'ise a!" hoy ity farany nanamafy. " Amin'ny Alatsinainy ise dia efa afaka mody fa any antrano isika manohy ny fitsaboana fanampiny."
- " Misy vaovao mahafaly tiako ho zaraina aminareo ity ry dada sy mama " hoy i Alexia  nony avy eo sady nitodika tany amin'i Mahefa sy Mihary izy. " Tapa-kevitra ny hiroso tanteraka amin'ny fanambadiana amin'izay izahay roa raha vao salama tsara eo i Hery"
- " Izany ve" hoy i Mihary nibitaka sady nanotrona an'i Alexia. Nandalo niserana tampoka tao antsainy ilay iraka nampanaovina azy fony izy teo ambavahaonan'ny fahafatesana tany Mahajanga. "Vitako ny anjarako" hoy izy tany antsainy tany.
- " Tsara izay fanapahan-kevitra noraisinareo izay anaka" hoy i Mahefa sady nitodika tany amin'i Hery izy. Efa eo ampikarakarana ny antotan-taratasy ahazoan'i Alexia mipetraka tanteraka aty Frantsa aho io ary raha vantany vao mivoaka izay dia afaka miroso amin'ny fanatanterahana ny raharaha isika. Ny vaovao mahafaly ankoatran'izay koa dia tapakevitra ny hifamatotra eo amin'ny sehatry ny fanambadiana ihany koa izaho sy Mihary."
- " Mahafinaritra izany ry Dada" hoy i Hery  sady nitsiky izy nijery ireto ho rafozany rahatrizay. Toa tsy mampino azy ny mieritreritra fa ilay olon-tiany taloha no ho lasa rafozam-baviny ankehitriny. Mihodikondina toa tadio tokoa izany fiainana izany hoy izy anakampo saingy finaritra aho mahita fa tojo izay olona afaka mamaly fitia azy i Mihary.
- " Tsinjoko fa ho sambatra ho toy ny anay roa koa ny tokantranonareo " hoy i Hery nony avy eo.
- " Ka maninona moa raha miaraka atao izany ny raharahantsika ?" hoy ihany ity tovolahy nanohy.
Toran'ny hehy izy telo mianaka naheno ity tolon-kevitry Hery farany iray ity.
- " Tsy ratsy ilay hevitra ry Mahefa ?" hoy i Mihary  sady nitodika tany amin'i Mahefa izy.
- " Maninona tokoa moa?"
- " Azo atao daholo izany raha tsy maika ianao" hoy i Mahefa sady nosintoniny moramora hiondana teo amin'ny sandriny ity farany.
   
Enimbolana taty aoriana.
- " Mme malala a! tongava haingana aty amin'i Hopitalin'i Soavinandriana ianao " hoy ny feo mangovingovitra tao anaty finday.
-  " Fa misy inona Mme Sahondra?" hoy i Malala nikoropaka sady nahafantatra tsara hoe iza no niantso azy.
- " tongava haingana aty fotsiny ianao fa tsy nahatsiaro tena tampoka tao ampiasana ingahy Ratrema io maraina io dia izy izao nentinay nankaty izao.
- " Andriamanitro o! fa loza inona ity manjo ahy!" hoy i Malala sady nihazakazaka nidina ny tohatra mankany ambany rihana izy.
- " Tamy aho " hoy izy sady notapahan'ilay antso dia iny izy no niridana  nivoaka ny vavahady raha vao avy nanafatrafatra an'i Zefa tao antokontany.
 
Afaka adiny iray taty aoriana. Indro i Malala notsenain'i Mme Sahondra sy ilay dokotera lahy niandry raharaha tao.
- " Mahaiza mionona madama" hoy i lay dokotera " fa izao no anjara sy lahatra.  niezaka nanao izay azo natao rehetra izahay hamonjena ny vadinao fa tsy tana  fa lasa nandao antsika izy."
- " Ratreeema vadimalalako!" hoy ny hikan' i Malala  dia iny izy no nitolefika niajera tamin'ny tany. Nikoropaka haingana ilay dokotera nanao izay hamelombelomana an'i Malala teo. Nentina niditra tao anefitra haingana izy nony avy eo. Niverina moramora ihany ny ainy nony afaka minitra vitsy.
 
- " Ratrema, maninoa re no dia nilaozanao izahay e!,  Mifona aho Ratrema, miverena ianao e. Ho aiza ny alehanay telo mianaka kely eh..." hoy ny sentosentony voalohany vao nahatsiaro saina sady nanomboka nigogogogo nitomany. Nihodina taminy ny tany aman-danitra. Tsy hitany intsony izay ho sarangotina. Inona intsony ny amiko hoy izy tany antsainy tany. Hanao ahoana ny hoavin'ireto zanako kely roa ireo, sady vao maika nikikiaka nitomany hanala ny alahelony amin'izao fahalasanan'ingahy Ratrema izao izy. Tsy hay nampihononina mihitsy ny anao vavy ka dia naleon'i Mme Sahondra sy ireo mpiara miasa taminy nanatrika teo aloha namela azy hanala ny fony teo.
Nanantona azy moramora taminizay i Mme Sahondra rehefa tonitony izy.
- " Tsy tokony ampandrenesina an'izao vaovao izao ve i Alexia ry Mme Malala?"
- " Eny eh," hoy i Malala sady nanomboka nifokofoko indray izy sady namoaka ny laharan'i Alexia tao anaty poketrany.
" Mbola misy credit kely azo iantsoana iny "hoy izy sady mitomany ihany. Noraisin'i Mme Sahondra ny finday teny antanan'i Malala dia izy no nametraka ny antso.
- " Allo!, "
_ "Allo" hoy i Mahefa vao nahita ilay laharan'i Malala niseho teo amin'ny findainy.
-  " Mba antsoy anie azafady tompoko ity laharan'i Mme Malala ity fa misy hafatra maika be momba ny papan'i Alexia"
- " Fa misy inona?" hoy i Mahefa mahimahina sady toa nahazo antsaina fa misy vaovao ratsy avy any Madagasikara.
- " Aleo fa tonga dia hiantso aho" hoy izy.
....
Injay tokoa fa naneno ny fidain'i Malala.
- " Allo, Malala ihany ity Mahefa" sady nijohy indray ny ranomasony. Manjavona ny fahitany ny manodidina azy.  Tsy nila fanazavana betsaka intsony i Mahefa fa takany avy hatrany ny zava nitranga.
- " Malala a! fa misy inona no mitomany tahaka izao ianao e?"
- " Maty ny vadiko ry Mahefa a! aiza no alehako e! Vonjeo aho fa tena very eh!..."
- " Tena marina hoe! Fa ahoana?" hoy i Mahefa sadaikatra sady ontsa dia ontsa naheno an'ity vehivavy  mitalao. Tsy i Malala ilay nihaona taminy tany Paris intsony io henony io fa i Malala trotraky ny adintsaina sady vesaran'ny alahelo.
- " Fa inona loatra no nahazo azy ry Malala?"
- " Tsy haiko tsara " hoy ity farany " fa toa hoe tapaka lalan-dra " hono izy.
Nihivingivin-doha i Mahefa naheno ity antony nahafaty an-dRatrema. Dia ho sanatria ve mbola vokatr'ilay olana noresahina tamiko enimbolana lasa izao nitarika ny fahafatesany izao eh. Noketohin'ny nenina ny fony saingy tsy misy azony natao koa anefa.
- " Mahaiza mionona Malala" hoy izy nony farany. " Izay no anjara fa dia amboary ny saina. ..."
- "izao dia izao ihany izahay efa mianaka dia hikarakara ny dia hiverenana any Madagasikara" hoy i Mahefa te hankahery an'i Malala.
- " Tongava haingana fa tena mila anjanako eto akaikiko eto mihitsy aho" hoy i Malala mbola mitsakotsako ahana vokatry ny tomany.
- "Miantso anao aho rehefa kelikely eo fa aleo aloha aho hampilaza amin-izy telo mianaka" hoy i Mahefa nanohy avy eo sady nampahery an'i Malala teo indray izy.
 
Tsy hay nampanginina i Alexia vao naheno ny vaovao ratsy avy any Madagasikara. " Papa, maninona re aho no dia tsy nahita ny nandehananao akory eh. Miverena papa..."hoy ny tolokon'ity tovovavy. Na i Hery izay toa sakay sy maso tamin'i Ratrema fony fahavelony aza dia tsy nahatana fa nilatsa-dranomaso nahatadidy ireo fotoana nahitany an'ingahy Ratrema faraparany.  Anio dia anio ihany isika dia hanainga hoy i Mahefa fa efa vita ny famandrihan-toerana fa mbola betsaka ny toerana malalaka.
 Ny ampitso,
 Vao maraina be tamin'ny dimy sasany d'efa nigadona tao Ivato ny fiaramanidina nitondra an'i Alexia sy Hery niaraka tamin'i Mahefa sy Mihary. Trano vory olona no novantanin'izy ireo tao Ivandry. Olo-manakaja maro no tonga nidodododo nitsapa alahelo ny fianankaviana iny andro tontolo iny. Anisan'ireny ry ingahy Ramanana mianankavy. Natanja-tsaina ihany i Alexia raha oharina tamin'i Malala amin'izao fahalasanan'ingahy Ratrema izao.
Na dia atao aza hoe fahoriana no nitondra an'i Hery niverina tao antranon'itompokolahy Ratrema dia finaritra ihany izy nifankahita tava indray amin'ireo zanany mianadahy. Dia ho sanatria ve ka ny fahorian'ny sasany tokoa no ho fifaliako hoy izy niteny irery tany anatiny tany.
- " Avia leitsy ialahy aty ampofoiko" hoy izy mantsy an'i Toky sady nobatainy hipetraka teo ampofoany ity tovolahy kely izay tena miha mitovy tarehy tsikelikely aminy. Toa afa-patorana tampoka izany ny fahatsapany ny tenany.
 
 
Tapabolana izay no nandevenana  an'itompokolahy Ratrema. Efa lasa niverina any Frantsa i Mahefa sy Mihary. I Alexia sy Hery kosa mbola nijanona aloha. Toa niova tao anatin'ny indray mipi-maso ny fiainan'i Malala. Niova ny bika aman'endriny. Vonton-dranomaso sady hatsatry ny alahelo ny tenany. Tantara sisa ilay Malala nipitipitika nambabo izay lehilahy rehetra andalovany. Maizina tanteraka aminy ankehitriny ny tany aman-danitra.
 Voatery namidy mora ambongadiny ny orinasa nandoavana ny trosam-panjakana. Lasan-dry ingahy Ramanana koa anefa ny trano. Tsy maintsy miala tao i Malala sy ny ankizy afaka iray volana.
Niala nenina tany amin'i Mahefa ihany i Alexia sao dia mba misy azony hanampiana tsy hamoizana ny trano ipetrahan-dreniny saingy tsy nisy na inona na inona azon'i Mahefa natolotra.
 
Nihatafahitsoka tanteraka tamin'ny lalina i Malala. Be loatra ny olana mifangaro mampiasa ny lohany. Tsapany tsara fa tsy ho azony intsony i Hery na dia rain-janany aza, fongana teo ampelan-tanany avokoa izay rehetra nisasaran'ingahy Ratrema vadiny ho azy. Nikiky moramora azy ny adintsaina ary dia tsy hainy nokobonina ho azy samy irery tao ampony intsony nony ela fa dia nivoaka tety ivelany.
 Hatairana ny an'i Tahiana indray mandeha raha sendra ndeha hamangy an'i Malala izy. Ny feon'i Malala miantsoantso mitabataba no henony manako entin'ny rivotra. Tsy nampino azy ny zavatra henony. De ho sanatria ve hoy izy tany antsainy tany. Niha mafy ny fandrenesany an'ilay feo. Natosiny hivoha mankany anatiny moramora ilay varavarana fidirana tao ambany rihana dia niditra izy. Tsy tapitapitr'izay, iny i Malala nidina ny tohatra sady nitabataba:
 - "Tsy omeko anao ity trano ity Ramanana a! ahy ity. Izaho sy Ratrema no nihary an'ity ka ahoana no omeko anao fotsiny tsotra izao. Ndana mandeha any fa tsy ilaiko!...lehilahy mitonantonana! Ataoko mahalala ahy tsara tena ry Patrick!  Aiza tena no hahita vehivavy milay ohatra ahy. ......@&%$#..."
 Talanjona i Tahiana sady ontsa ny fony nijery ny niafaran'ity namany. Dia izao ve sisa no niafaranao ry Malala e hoy izy anakampo sady nanatona moramora an'i Malala izy.
 
- " Mbay tany!" hoy i Malala sady toa tsy nahafantatra azy akory ity farany.
- " Malala ah" hoy i Tahiana mbola tsy tena nahafantatra tsara ny hasarotan'ny zavatra manoloana azy.
- " Efa hoe mbay tany hoy aho " sady nakifiny hianjera teo amin'ny gorodona i Tahiana. Teo vao tonga sainga ity farany fa olona tsy tompon'ny tenany intsony ity niresahany ity.  Nikoropaka haingana izy niarina sady namonjy ny varavarana mivoaka any antokontany.
- " Ndana daholo mivoaka any fa ahy ity trano ity" hoy indray i Malala nony avy eo sady nakarapony nohidiany avy any anatiny ilay varavarana.

 ....... 

"Tranobeko eny Ivandry!.......dray...... Tsy omeko anao Ramanana fa nataonao sinto-mahery........ hahahaha! ....... hihihihi!....... aiza ny vola be?............Ratrema vady malalako........ Hery aa!a!a!a!a!a!..... aiza ianao e!!!!!!!!!!...... oay.......... nankaiza ny lokomenako teo?................. nataondry aiza ry Alexia ny zanako a!.........      hihihihi! ... Manjakely ange indry izany ry Malala e!........." hoy ny kiakiakan'i Malala mitazatazana eo ambaravarakelin'ny efitrano iray eny Anjanamasina. 


 - " Andray ity niafaran'ity reniko" hoy i Alexia nifokofoko nitomany mitazana an'i Malala avy ety ivelany. Hanainga hoany Frantsa io hariva io tokoa mantsy izy sy Hery ary hoentin'izy ireo hanaraka azy i Toky sy Cynthia.

Mbola hitohy
Latina & Tadio (tadiompitiavana@gmail.com)


 

PEJY 87
2006/10/25,08:50
- Halahelo ity vohitra ity aho ry Hery rehefa any lavitra any isika, asa...
Tsy nisy nifampiteny izy roa nandritra ny minitra iray fa nandinika ny farihy manoloana azy tarafin'ny hazavàn'ny masoandro mibaliaka. Tazana ery ampita ery ny tendrombohitr'Andohalo, arahin'ny vatolampy mitomandavana mibaby an'Anatirova somary rakofan'ny zavona manify. Zavona efa mihalefy natsoniky ny hafanan'ny masoandro hatry ny maraina. Tazana eo ilay Manjakamiadana eo am-panamboarana azy: ijoroan'ny andrim-by mena misampana roa mibata ireo vato hany sisa tsy may.
Dia eo ambany kely eo no misy an'Ampamarinana izay lokoin'ny riandrano nandrakotra azy ny alina, dia midina ny maso mahita an'i Mahamasina sy ireo trano maromaro mitodika miankandrefana, hita miavaka eny ireo zakarandahy mamelana volomparasy efa manitsam-boniny taorian'ny orana, ary mitomandavana amin'ny farihy manodidin an'Anosy izany. Farihy mivolomparasy ny sisiny, izay fenoin'ny fiara marobe mitandahatra amin'izato fitohan'ny fifamoivozana.
Izao sary hitan'i Hery sy Alexia izao no maneho ny endrik' Antanananarivo toa sarotra hadinoina.

- ... tsy haiko ..., tsy haiko ry Alexia fa toa maniry ato anatiko foana ny te-hijanona fa tsy hiverina any an-dafy, hoy i Hery somary nanatsafa ity olon-tiany, sady notrotroiny i Toky hiankina aminy.
-Tsss! ny famandrihan-toerana amin'ny fiaramanidina aza efa vita ka ianao koa! Rahalina ve isika ry Hery no handeha... eny e! fantatro mihitsy ny tianao hotenenina, fa na izaho koa ange mba tahaka izany e! Ny manahirana ny saiko dia i Neny, iza no hikarakara azy? Ny entana farany any Ivandry moa rehefa avy eo isika sy ianao no haka azy fa mila atao madio ny trano alohan'ny handehanana sy handraisan-dry Ramanana azy.
-Hery an! izaho koa te-hijanona fa ... atao ahoana e! Mbola te-hiatrika ny ho aviko koa aho tsinona. Sady nanondrika ny lohany hiankina teo amin'i Hery ihany i Alexia, ny masony kosa mibanjina ny ranon'Anosy tarafin'ny hazavàna manjopiaka nefa tazomin'ireto rano manopy maitso tsy hangilatra noho ny lotony.
-Marina izany ! andao amin'izay ary isika handeha haka ny fiara any amin'i Fano hitondrana ireo entana farany any Ivandry e! aleo mandeha fiarakaretsaka mba ho aingana..

Indreny izy efa-mianaka, i Alexia mitantana an'i Toky, i Hery mitrotro an'i Cynthia efa rendreman'ny torimaso anatin'ity hafanàna fahavaratra.
Tena mpianaka tokoa ve, sa mpianadahy, olon-droa mifankatia mitaiza zaza roa?
Ireto zazakely, zandry sa zanaka... asa isika no mahafantatra izay.
Indreny izy ireo nandray fiarakaretska nankany amin'i Fano, elalela vao
tonga
nohon'ny fitohanan'ny fifamoivozana, ny andro koa efa akaiky faran'ny volana novambra.

-Hay
tonga
ianareo? hoy i Fano nandray azy ireo, mandroso aloha ianareo fa hita mihitsy ho nodanihin'ny hainandro indray, ento ety ny zazakely fa malefadefaka kokoa ny hafanàna.
-Ie, misaotra tokoa mampandroso anay, hoy i Hery, fa araka ny efa noresahiko omaly moa dia mba saika hindrana ilay fiara mpitatitra entana iny izahay fa haka ny fanaka farany any Ivandry dia ho entina any an-trano aloha.
-Eisy, efa nomaniko sy nafanaiko mihitsy tamin'ny maraina ilay izy, sady tsy maninona fa izaho no hiaraka aminareo, misy bandy kely mpanampy ahy koa aza hibata fa tsy maninona izany.
-Misaotra betska Dadafara an!
-Ary Tatie Tahiana angaha tsy ato amin'izao? hoy i Alexia teo am-pitoerana.
-Ka miasa ange izy ry zareo e! Fa ianareo moa izaho handeha, eny e! efa niomana izahay hanatitra anareo rahalina, nefa ... (somary nangina aloha i Fano fa ny ranom-boankazo no nararany tamin'ny vera hosotroin'ireto vahininy)... zava-dehibe loatra ity tiako hambara ity ... tsy eto moa i Tahiana hiara-hanambara aminareo... eny e! tsy maninona fa mikasa ny hanambady alohan'ny faran'ny taona izahay roa, nefa moa ianareo handeha... asa, tsy hitako izay hotenenina, raha ny tokony ho izy dia ianareo no tokony ho vavolombelona na dia any amin'ny fisoratana fotsiny aza! I Tahiana moa niteny tamiko hoe: aleo izy ireo handeha fa aza helingelenintsika amin'ilay resaka mariazy, nefa tsoriko fa tena iriko mihitsy raha eo ianareo amin'ny raharahanay... izay ry izy roa ny tena faniriako.

Hankina tsy nahateny izy roa, taitra ihany koa, tsy nampoiziny ilay vaovao!
-Fa nahoana loatra ary ry Dadafara no dia izao ianao vao milaza izany, zava-dehibe tahaka izany ve dia atao handalo fotsiny... ianareo kosa e!
-Eny tokoa ho'aho, hoy i Alexia, fa maninona kosa ary no nataonareo tahaka izany ilay izy ...
-Tsy afaka hanimba ny fandaharam-potoanareo intsony izahay sady... aleo tsorina fa ... misy manery anay e!
-Inona izany... ?
-Aleo ambaran'i Tahiana anareo rahariva, tsy hisakafo aty aminay akory ianareo alohan'ny handeha?
-Andray ry Dadafara, dia izany tokoa ve? Afaka novanay ange ny andro handehanay raha nilaza mialoha ianareo e! hoy i Alexia somary niangoty am-pitenenana.
-Andao isika handeha re ry zareo an! efa vonona itsy ny fiara, ry zalahy hanampy antsika koa sasa-miandry fa tsy aleo ve aloha tsy resahina ny momba iny e! hoy i Fano nanodina ny resaka. Miaraka daholo isika, ny fiara koa malalaka tsara afaka hitondrana ny ankizy.

Poa tahaka izay, iny izy ireo nivoaka ny vavahady niaraka tamin'ny fiara, nitodi-doha nankany Ivandry...

Tonga
teo am-bavahady, novohaina, anio tokoa ry ingahy Ramanana no hiaraka amin'ny vaditany hanao ny taratasy rehetra amin'ny famindràna ny trano.
Novahana ny trano, nanomboka nobataina ny fanaka ambiny sisa ary nakarina teo ambony fiara.

Hita misoritra eny amin'ny mason'i Alexia ihany anefa ny ranomaso manify izay fafàny matetika. Ahatsiarovany ny fahazazany, ny fotoana nahalehibeazany, ny fahatanorany, tao ny soa, tao ny ratsy, tao ny nahitana ny nahafinaritra indrindra, tao ihany koa anefa no nitelemana ny mangidy saika nanafotra azy efa ho taona iray lasa izay.
Nitambolona tao an-tsainy ny fotoana mamy niainany niarahany tamin-drainy ... raha mba teto tokoa moa ianareo ry Papa! dia tsy nandao tahaka izao ity trano mamintsika loatra ity isika.
Injay reny mitehina ao an-tsorony ny sandrin'ilay malalany manafosafo azy, tsy nahatana intsony i Alexia fa latsa-dranomaso sy nidradradradra teo antsorok'i Hery. Hany azony natao dia nitondra ilay mamin'ny fony nipetraka teo ambony seza vaton'ny, hampitony ny fo misamboaravoaran'ny alahelo.

Tamin'izay indrindra no naneno ny fanairana teo am-bavahady.
-Ry Ramanana izay miaraka amin'ny viditany, hoy i Hery. Azonareo voahaina ve ry zalahy ny vavahady ?

Iny ilay mpibata entana iray nihazakazaka nanatona ny vavahady, nanokatra avy hatrany.
Indreny lehilahy mihaja be roa mitondra kitapo, niditra rehefa nanontany ilay mpanampy, avy eo nanatona azy roa.
Somary gagagaga i Hery fa tsy teo Ramanana na dia ny iray amin'ny zanany izay efa nifampiraharaha taminy, fa olon-kafa no manatona azy. Niontana indray mandeha ny fony sady nisento izy.

-Fa aiza moa ry Ingahy Ramanana, sa olona nirahiny ianareo?
-Azafady Ramose, tsy ato moa no mipetraka Mlle RATREMA Anjaniaina Alexia , araka ity adiresy misoratra eto ity?
-Itsy mipetraka ambony seza vato itsy izy, fa inona moa no itadiavanareo manokana azy, fa angaha moa tsy vaditany ny iray aminareo araka ny nifanarahana? hoy i Hery somary sadaikatra.
-Ie! tena vaditany tokoa aho fa izany hoe: mila miresaka amin'i Mlle Alexia izahay.
-Fa aiza ingahy Ramanana e! tsy efa izay ve no nifanarahana?
-Tsy mahalala izany ingahy Ramanana izany aho rangahy ity fa ianao miresaka aminay io, iza moa ianao? hoy ilay rangahy nitonona ho vaditany...

 

-Aoka aloha ry zareo an! aoka aloha isika tsy hifamaly amin'izay resaka fifankahafantarana. tsy mitondra inona na inona amintsika izany, hoy ilay rangahy mihaja be iray.

Iny ihany koa i Fano nivoaka avy ao an-trano nahare izay zava-nitranga. Toa gagagaga satria tsy mahalala izay zava-misy na dia pitiny akory aza.

-Izao ry ise an! angamba tsy fahadisoanay raha miresaka amin'i Mlle Alexia izahay.
-Fa inona moa no itadiavanareo ahy, hoy i Alexia, mbola menan'ny ranomaso sady mamafa ny tarehiny amin'ny mosoara fanary!
-Azafady Ramatoakely! … Ramatoakely moa sa Madama azafady?
-Ramatoakely ka, hoy ity tovovavy sady nisakambina an'i Hery tamin'ny sandriny.
-Azafady indrindra ary fa toa misolantsolana aty aminareo izahay nefa tsy fantatrareo akory. Kanefa zava-dehibe no
antony
hahatongavanay eto ka tsy mampaninona ve, miangavy indrindra re tompoko, tsy aleo ve raha any an-trano isika no miresaka fa tsy eto amin'ity zaridaina ity? Ary raha azo atao, dia mba ianao irery Mlle no iresahanay fa …
-Ka… ka, tsy misy fanaka intsony ange ao e! Efa mikasa ny hiala ato aza izahay izao, hoy i Hery mbola nanitrikitrika.
-Tsy maninona re fa aleo etsy ambany lavarangana etsy e!
-Adao ary ko! hoy i Alexia sady naniraka an'i Hery sy Fano hamita ny fitaoman' entana.

-Fa iza moa ianareo raha tsy mahadiso, tompoko ?
-Antsoy hoe: Randria aho, manana anjara fitantanana amin'ny ampahany be amin'ny banky iray izay fantatry ny rehetra eto Madagasikara aho, ary fantatro tsara Ratompokolahy rainao anaka. Ito miaraka amiko ito kosa Maïtre Ranaivoson izay vaditany manamarina izao resaka ifanaovantsika izao.
-Vao mainka miha-maizina amiko mihitsy, fa angaha moa tsy nirahin'Atoa Ramanana mianakavy ianareo, satria mantsy androany koa ry zareo no nifamotoana taminay fa hanao ny taratasy famindràna ity trano ity?
-Tsia dia tsia anaka, tsy izany mihitsy no hahatongavanay eto, aleo hazavaiko ary tsy hiolakolaka aho e!

-Olona nifankafantatra tsara izaho sy Rainao, nisy fotoana nampiroborobo be ny asa nataon-dRatrema ary hitako tsara izany, dia nanolo-kevitra taminy aho raha mba afaka mividy anjara fitantanana tamin'io banky misy ahy io fa namidin'ilay tompony ilay izy tamin'izany. Olona nifankahalala tsara moa izahay roalahy ka tsy nisalasala mihitsy aho nanatona azy nitady vahaolana. Nanana ny ampy tokoa Rainao tamin'izany ka novidiany ilay anjara sady mbola nanampy petra-bola hafa ihany koa izy, nefa ny nafarany dia izao hoe:

"Vao tera-bao aho ry ise, ka tsy fantatro izay ho avin'io zanako io, mantsy anao izany ry Alexia, ka aleoko mametraka ny hitsinjovana izay mety ho vody andro ho merika any aoriana any, indrindra rehefa tsy eo intsony aho, ka ataontsika ara-dalàna tsara ny taratasy rehetra fa apetrako ho lova ho an'i Alexia io ny petra-bola miaraka amin-janany io ary tsy hokitihiko na amin'ny fotoana inona na amin'ny fotoana inona …"
Nampiany koa hoe: "raha tsy efa maty enim-bolana aho vao ampahafantarina azy ny fisian'izao rehetra izao".
Dia izao anaka, izao izahay
tonga
eto aminareo izao, ity ny taratasy nametrahany ny zavatra rehetra.
Navoakany avy tao anaty kitapony ilay izy ary natolony an'i Alexia.
-Vakio fa hafatry ny rainao ity anaka.

Niontana ny fon'i Alexia teo am-pamakiana ilay taratasy, herinandro taorian'ny nahaterahany no nanoratana ilay izy, voamarina ihany koa fa misy ny fitombokase rehetra. Tsy hitany izay notenenina, ny masony nanganohano te-hitomany nefa nifangaro tamin'izany ny hafaliana sy ny alahelo amin'ity hafatra napetraky ny rainy.

-Dia inona moa izany tompoko no tokony hataoko ?
-Mba azoazonao an-tsaina ve anaka ny sandan'ny vola izay napetraky ny rainao ho anao amin'izao fotoana izao?
-Asa !, hoy i Alexia, ka raha ity misoratra eto ity ve moa midika inona loatra intsony amin'izao vanim-potoana iainantsika izao. Tamin'izany fotoana izany angamba no nanan-danja be io sora-bola io, fa raha amin'izao.
-Ka izay indrindra anaka, tena nanan-danja tokoa io soratra io tamin'ny vani-potoana nahaterahanao, saingy, ny vola rehetra izay notahirizina dia niteraka zanany ary nitombo hatrany izany, ka aleo asehoko sy soratako amin'ny taratasy kely e!

Naka penina iray izy dia nanoratra ary natolony an'i Alexia.

-Ity, hoy izy, rehefa vitanay ny kajikajy rehetra dia io ny tarehimarika anananao anaka.

Taitra tampoka i Alexia nahita ireo marika marobe mitandrahatra amin'ilay taratasy.

-Sao dia mba mananihany ahy kosa ary ianareo, ahoana moa no nananan'i Papa izao nefa tsy nampiasainy tamin'ny andro nanahirana azy alohan'ny nahafatesany?
-Tsia anaka, tena anao tokoa ireo rehetra ireo, afaka manao ny taratasim-bola ho anao mihitsy aho ho fanamarinana izany, ary tsy niaraka amina vaditany tahaka izao aho raha tsy marina ny nambarako taminao. Fantatro tsara ny fahasahiranan-dRatrema tao anatin'ny herin-taona izay, ary efa nanatona ahy mihitsy izy mba hamonjy azy, nefa, tsaroany tsara ny hafatra nataony. Fantany ny mety hiafaràny ka naleony namela izao zavatra izao ho anao, nilaza aza izy fa tsy afa-niala taminy mihitsy ny fitiavany anao ka naelony notanterahina hatramin'ny farany ny toky nataony.

Nipitrapitra fotsiny i Alexia, nitamberina tao an-tsainy indray ilay fitiavany lalina an-drainy nitaiza sy nanabe azy. Tsapany mihamafy hatrany ao aminy izany. Nanomboka nanganohano ny masony, sady nitanondrika izy no nifokofoko moramora.
-Papa, izaho irery ity sisa no navelanao eto, ny tranontsika nefa lasan'ny olona….
-Mahereza anaka, hoy ingahy Randria, nizaka ny mafy tokoa ingahy Ratrema nandritra izay fotoana lava izay, nefa nataony ambony ny fitiavana anao izay zanany. Fa azafady kely hoe : lasan'ny olona ny tranonareo ? ity trano ity ve izany ?
-eny tompoko ! androany no ho avy eo ireo olona efa tompony.
-koa maninona moa raha…. hoy ilay rangahy.

" Ding_Dong ". Injay fa naneno ny lakolosy fanairana milaza fa misy olona ao am-bavahady. Iny i Hery lasa namoha, nijery ary nampiditra an-dRamanana mianaka.
Nirotoroto aok'izany izy ireo nanatona an'i Alexia, toa tsy nandraharaha akory ireto vahiny mbola miresaka aminy. Tsy nisy arahaba, tsy nisy tafa sy dinika sy firarian-tsoa fa tonga dia olona mivatravatra no niteny :
-Araka ny nifanarahana moa Mlle Alexia, dia tonga ary izahay hanao ny taratasy mikasika ny famindràna ny trano, ataontsika haingankaingana mihitsy mba …
-Azafady tompoko, hoy i Alexia, ahoana moa no ahasahianareo manao izao, mbola manana ny zoko aho amin'ity trano ity, zoko ny mitazona ny tranoko tsy ho anareo, azoko atao ny mamerina ny vola nindramin-draiko taminareo dia samy miala isika.
-Oadray re Ramatoakely, fa heverinao adala angaha Ramanana no azonao lemilemena toy izany, tsy fantatrao angaha fa nandadilady mihitsy tompokolahy rainao nangataka ny vola tany amiko ka izay ianao izay zaza vao omaly no ho sahy hifaninana amiko!

Nivonto ny fon'i Alexia, ary toa velona tampoka tao aminy ny ny fahenterana nananan-drainy hatramin'izay.

-Tsy omeko anareo ny tranoko, ity no hany fananana napetraky ny raiko ho ahy, tsy maintsy mahita vola izay hanonerana ny volanareo aho, fa raha ity trano sy tanàna ity. Sanatria amiko.
-Ha, ha, ha, izany tokoa moa, tsy mbola fantatrao tokoa izany Ramanana izany ry Medemôzely.
-Ka na inona na inona ataonareo, ny lova napetraky ny raiko ho ahy, tsy omeko anareo. Na hifampitaritarika any amin'ny tribonaly aza!
-Hay, hifampitarika any amin'ny tribonaly hoe: ho hitanao izany! ho hitanao izany ny kely anananao no mbola hanefa eo ihany koa! andao l'ty an! … any amin'ny tribonaly isika mifankahita.

Iny izy mianaka nirintona tsy nanao veloma akory, namoha ny vavahady dia lasa. Ny firaondraonan'ny fiara nigika tao ivelany no namaritra ny fahatezeran-dRamanana.

Mbola Hitohy.

Tadiom-pitiavana
tadiom_pitiavana@yahoo.fr

PEJY 88
2006/12/28,17:18

TANTARA NOFORONINA - TENY MALAGASY MADIO - TSY AZON' NY ZAZA SY NY ZATOVO LATSAKY NY 18 TAONA VAKIANA

Fa tany andafin'ny riaka kosa tamin'io fotoana io...
Naka rivotra vetivety teo an-davarangana i Mahefa rehefa avy nivoaka ny efitra fandroana. Lamba voloina matevina no natafiny ilay akanjo mandry teny aminy. Lasa saina lalina mijery ireto ravina manomboka mihintsana tsikelikely tarafin'ny jiro manenika ny arabe fa hanomboka indray ny hirifirin'ny ririnina rehefa avy nitaty ny hafanàna migaingaina nandritra ny volana vitsivitsy.

Raha varimbariana teo anefa izy, nisy rivotra nitsoka somary mamirifiry no nanainga azy niditra tao amin'ny efitranony, indro i Mihary matory sy mandry am-pahatoniana eo ambony fandriany, toa tsy mahatsiaro izay manodidina azy akory.
Nandray ny fandriana ihany koa ny lehilahy rehefa nanakopaka ny ilan'ny lamba.
Hitany ilay olon-tiany mitafy akanjo manify dia manify manintona sy manaitra ny maso avy hatrany. Nosafoiny vetivety ilay lamba manopy mangirana ary tsapany ny halamany izay manasa azy hanohy avy hatrany ny fihetsiny teo.
Nefa ity olon-tiany toa mbola tsy mahare izany safosafony izany ihany fa tena any amin'ny lanitra fahafito angamba. I Mihary amin'io matory mihorirana manatrika azy, dia nandry koa i Mahefa, injay fa nakarin'i Mihary teo ambony feny ny tongony ilany sady vao mainka namikitra sy te-hamihina. izy amin'io mbola milomano anaty torimaso ihany.

Dia notohizan'i Mahefa indray ny safosafony nanaraka ny fen'i Mihary, niakatra tamin'ny takibany, ny sandriny dia nofaranany tamin'ny hatony, dia niverina nidina indray ary rehefa tonga teo amin'ny feny dia somary natosiny handry amin'ny lamosiny ilay olon-tiany izay tsy nananosarotra fa nanaiky avy hatrany koa, toa mifankahazo ny fihetsika rehetra na dia anatin'ny torimaso mamy aza ny iray.

Asa izay nofinofin'i Mihary fa somary mitsiky ny molony raha nandalo tamin'ireo tendrombohitra roa ny ratsan-tanan'i Mahefa, ny masony anefa mitory ny hamamin'ny torimaso izay ilomanosany hatrany.
Somary nifori-dohalika kely izy dia namelatra ny feny tsimoramora, manasa ity tanana hidina amin'ny lalindalina kokoa.

Norokorohan'i Mahefa no sady nokitikitihany hatrany ireo faritra mety hanaitaitra ity tovovavy rehetra, navelany haka aina tsara teo ambony fandriana, mandry amin'ny lamosina, hetsika toa hisintona ny nofin'i Mihary hanaraka tsara ny onjan'ny fahafinaretana nasafony ny vatana iray manontolo.
Rehefa mihenjana tsara iny ny filahiany dia manomboka nanorokoroka ny kibo i Mahefa ary ny tanany ilany no misitrika any ambany foitra hikaroka ilay faritra efa miakatra hafanana izay tsapany ka manery ny filahiany hihenjana bebe kokoa.

Somary natosiny ilay atin'akanjo farany dia ningain'i Mihary koa ny maojany sady toa nampiany mora hanala ilay lamba farany ; tamin'izay no nisokatra kely ny mason'i Mihary, vao nahita an'i Mahefa dia nitsiky izy.

Injay fa mitanjaka tanteraka izy roa, tampotampoka teo, nofihizin'i Mihary ilay filahiana no toa nosintoniny hanatona ny molony ilay faritra malama. Ny tanan'i Mahefa amin'io mikitikitika mora ilay faritra voloina manify manomboka mandomando ery.
Toa tsy hitany akory, injay fa reny ny molotra misintona tsimoramora ilay loham-pilahiana sady mankafy, toa manonofy izy, ny fihetsiky ny tanany no nataony mafimafy kokoa ho setrin'ilay natao taminy fa tena nankafiziny ny fanaovan'i Mihary azy.
Tsapany fa manomboka mitelina ny halavan'ny filahiany amin'izay i Mihary, ary niangaliany mora dia mora ary am-pitiavana ihany koa. Nalentiny ilay izy araka izay azony natao dia niverina namoaka azy avy eo. Dia niala teo. Tsy niteny i Mahefa fa navelany amin'izao sady azony ny tian'i Mihary hatao.
Injay fa tsapany ny tanan'i Mihary nanampy ny azy teo amin'ny faritry ny fahafinaretana. Toa nifandray an'ritreritra izy roa, niodina kely i Mahefa, nanatrika ity olon-tiany, nidina ambanimbany kokoa, rehefa nanakaiky ny lohany ilay faritra misy volo kely dia nisintona indray mandeha ny fofona teo izy, toa mampiakatra avy hatrany ny filany ilay izy fa dia roboka ny lehilahy nanome oroka mora ilay molotra toa misokatra miteny hoe : avia fa miandry anao aho.

Natohony teo ny vavany, ny fofona teo toa nahafinaritra azy, tamàna tampoka teo i Mahefa, nakariny kely ny molony hampisaraka tsara ireto hoditra malemy efa miha-mando hatrany. Injay ny tanan'i Mihary manafosafo ny lohany, toa manery indraindray hampitohoka mafimafy kokoa ny tarehin'ity lehilahy tiany amin'ilay faritry ny fahafinaretany.

Ren'i Mahefa fa manomboka misefosefo miadana ity tovovavy, manomboka mimonimonina ihany koa. Navoakany ny lelany, nanampy tosika, nampiany ny ratsan-tanany iray somary niditra mora tamin'ilay lavaka tsy mety tototra. Ny lelany amin'io mikarokaroka ilay hozatra kely efa mihenjana mafy ery ; tsapany amin'ny tsindry ataon'ny tanan'i Mihary amin'ny lohany ny fankafizany ny ataony.

Somary miala kely indray ny lohany, ny ratsan-tanany no nataony manindry mafy ny molotr'ilay fivaviana, mivezivezy, miaka-midina ; naveriny indray ny molotra sy ny lela avy eo.
Ny vodi-tongotr'i Mihary amin'io mivezivezy ao an-damosina ao, toa manotra miadana nefa mariky ny fankafizany ny onjam-pahasambarana midaboka toa ranomasina manenika ny vatany.

Afaka elalela kely.
-Chéri an ! chéri an ! mmmmhhhhhhh. Fa inona izany ataonao amiko izany akia an !

Tsy namaly i Mahefa fa ny lelany no nahetsiketsiny mafimafy kokoa.

Farany, injay fa nanainga ny maojany i Mihary, notazoniny elaela kely, ny tanany toa manosika mafy ny molony hiankina mafy amin'ilay fivaviana.
-hhhhhhhhnnnnnnnnnnnn !
Sady nikiaka indray mandeha i Mihary dia nidaboka toa tsy nahatsiaro tena intsony. Niala taminy avokoa ny ratsam-batany nanindry an'i Mahefa. Dia nitraka ity farany avy eo.
Ny mason'i Mihary amin'io mibanjina ny valin-drihana, mitsiky mora toa menatra tsy sahy mijery ity olona nampitobaka ny fahasambarana azony teo.

Dia naleon'i Mahefa niakatra amin'izay, somary nandady teo amboniny, nanafosafo ireo nono ka nahafinaritra azy ery ny nitsapa azy.
Tsy namelany fa nifanoroka indray izy roa, nampifangaro ny hanitry ny fahasambarana vao nodiavina teo.
-mmmmhhhh, hoy Mihary, tiako be ilay nataonao teo an ! izany chéri an !
-dia ahy amin'izay izao an ! hoy i Mahefa, sady niarina vetivety izy.

Nitingitingina mora teo ambony fen'i Mihary izy aloha, ny lohaliny miforitra tsara hitondra ny vatany mba tsy hanapotsitra be loatra ny taolam-pe fa mbola lavitra ny dia hataon'izy roa, somary nijoro ny lehilahy dia nataony ho hitan'i Mihary tsara ny firafitry ny filahiany, amin'izato izy mihenjana mafy, moa tsy miaramila miantrana ambava-basy, ny lohany mibontsina tsara ary maha-te-hamehy avy hatrany. Raha olona tia azy io dia satriny hitelina azy avy hatrany tsy ampiambahambàna.

Injay ny tanan'ity tovovavy havia nandray azy, nofenjainy kely aloha, ny ankihibeny no nasafony ilay lohany malamalama nivoahan'ny rano somary madity fotsy nefa mangarangarana.
Toa nosarihiny mora aho hanatona ny tarehiny bebe kokoa, nikisaka ihany koa i Mahefa, saingy vao teo ambony foitra dia nosakanany indray…

Iny ny tanan'i Mihary havanana nikopaka niala ny fandriana, nisintona ilay poketra teo amin'ny gorodona.
Kanjo, tsy takany ilay izy, niezaka ihany nefa tsy nety mihitsy…
-oooouuuuunnnnnn ! tsy takatro akia chéri ilay poketrako an ! sady navotsiny koa ilay tanana havia nanotra malefaka ilay filahiana teo, nefa i Mahefa efa tena nankafy ery.
-azafady akia ry tiako, mba alaivo ange ilay poketrako io fa tsy takatro e ! sady naveriny indray ny tanany namehy mafimafy kokoa ilay filahiana. Tazomy foana ho mafy tsara ity Balitako ity an !
-tsy maninona akia chérie an ! , niezaka nanoroka ny molotra indray ny lehilahy, sady nidaboka tamin'ny tratrany dia naka ilay poketra, sady hoy izy :
-Fa inona no tadiavinao ato e ? sady natolony anao ilay poketra.
-Dia tsy fantatrao ve ? aiza kosa akia chéri an ! Inona ary ô ?
-Ka raha tsy FIMAILO ve ho karohina amin'izao fotoana izao !
-hi hi hi, efa mahay maminany mihitsy ange ity olon-tiako ity e !

Nitsiky fotsiny aho aloha i Mahefa, namela azy hikaroka tao anatin'ilay poketra. Nefa … toa niha-nikentrona tampoka i Mihary fa tsy nahita na dia singany iray aza.
-" Non ! c'est impossible ". Tsy tokony ho hadinoko mihitsy izay ! Fa ahoana koa ary izany… tena marina e ! efa nividy mihitsy aho teo fa asa izay nalehany.
-I Chérie marina…
-Dia ahoana, tena miala tsiny akia chérie an ! tena raha vao tsy misy kapôty dia…
-Dia ahoana… ? hoy i Mahefa somary sadaikatra sady niala teo ambonin'ity olon-tiany..
-Dia tapitra hatreo ny androany ka atao ahoana moa !!!!
-Andray chérie, dia izany ve, sady nitsangana izy naka ny patalohany… dia ianao ve mihevitra fa … (sady navoakany tany anaty paosiny ilay fimailo mifono ranom-bolamena mivarahana iray).
-Ity malalako ity koa, dia efa nanaitra ahy teo mihitsy, izaho ange tena taitra be, tena hoy aho hoe : tapaka tampoka ny revy. Ka inona fa tsy ho rava ny tsena. Jereo ity filahianao aza miha-miroraka sahady.
-Azontsika atao ange ny mamerina ilay nataontsika teo hatramin'ny voalohany e !
-Ianao ity ko ! avia, omaeo ahy iny kapôty iny fa izaho no hampiditra azy.
-Fa dia nahoana kosa ary ry Mihary, izaho koa mba manisa ny androanao ary fantatro fa faha-14 androany, dia mbola misalasala foana ve ianao, na koa mitady fomba hafa , na maninona moa avela ho avy izay ho avy, ho antsika ihany ange io e !

Tsy niteny i Mihary, nakimpiny fotsiny ny masony, nahirany indray dia nasainy nandry nitsilany tamin'ny lamosiny aloha ny lehilahy, nosafosafoiny tamin'ny otra malefaka dia malefaka ny halavan'ny filahiany, injay fa mitosaka amin'i Mahefa indray ny aingan'ny fahafinaretana, nampihenjana indray ilay filahiana teo hiridiridy bebe kokoa. I Mihary toa miforitra sy miankohoka, manatona hatrany an'ny lohan'ilay filahiana teo, manorokoroka, ny lela no nanohy azy. Tena tsy nahatsiaro fahasambarana tahaka an'izany i Mahefa, fa sady nangitikitika nefa tena nahafinaritra azy. Dia indro fa natelin'i Mihary tsimoramora nanaraka ny lavany ilay taovam-pahasambarany, ny molotra roa nanery azy hihenjana bebe kokoa, fotoana vitsy monja dia navoakany ary nampidiriny toy ny olona efa manana traikefa ilay fimailo teo.

-Chérie an ! mifinjifinjy be !!!
-Ka normal izany akia an ! lohany ngeza be io, mandravarava mihitsy io izao !!!

Tsy niteny intsony i Mihary fa niezaka ny hipetraka teo ambon'i Mahefa, somary nitingitingina amin'izato lanjany mifintimpintina, ny tanany roa mihazona ilay filahiana misatroka fimailo, ny tapany ambany kibony kosa miezaka ny mitondrotra eo ambony lohan'i Mahefa, hitan'ity farany avy eo ilay tokontanin'ny hasambarana misy faritra voloina fohy kely itsonahin-drian-drano kely tarafin'ny hazavàna. Tsy ariny fa nampanatoniny teo ny molony sady :

-Avia akia chérie an ! avia aho tsentsafo fa tiako be ilay nataonao teo…

Tsy nisalasala i Mahefa, tonga dia namikotra tamin'ny valahin'ity tovovavy eo amboniny ny tanany roa, ny lohany natohony mafy sady ny lelany nivezivezy teo amin'ilay faritra mafana, niraraka tsimoramora ilay ranom-pahasambarana nanomboka nameno ny tarehiny, nefa dia nankafiziny hatrany.

-mmmhhhh, chérie an, tena mahafinaritra ahy mihitsy, milela-molotra mihitsy aho… hoy i Mihary sady ilay filahiana no orokorohany amin'izy efa misatroka.

-Chérie an ! tsy andriko intsony, mitady anao be mihitsy aho…
-Ouuuuiiii ! avia akia an,
tonga
dia ampidiro amin'izao toerako izao fa tena tiako be izao.

Navelany hiarina aloha i Mahefa, tonga dia nandohalika tao aoriany, hitany ny bikan'ny lamosina dia nofeheziny haingana, ny filahiany kosa manafosafo ilay faritra efa nolonahin'ny hamandoana tanteraka efa miandry ny hotolomim-potsiny…
Tampoka ny nampidirany azy, somary nanaitra ity tiany nefa tsy tafiditra lalina dia nosintoniny, naveriny indray hilentika amin'ny lalindalina kokoa, tena nakafizin'i Mihary hatrany…. Im-betsaka no nanaovany ilay izy… farany… nimonimonina teo i Mihary, reny maneritery ny hozatry ny fivaviana, manomboka mangovingovitra te-hidaboka fa nazominy mafy tsy hietsika…
Injay fa nikiaka sady niketoketoka niemponempona ny fivaviany…

-OOOhhhhhhh, chéri an !!! chériiiiii !!!! mmmmmhhhhhhhhhhhhh !!!

Tamin'iny niemponempona iny no natosik'i Mahefa mafy faran'izay hainy i Balita ary nitosaka avy tao aminy ilay ranom-pahasambarana madity nefa notohanan'ity fimailo hiaro azy.

-Chérie an !!! hoy iahy i Mahefa,
tonga
koa ny ahy….

Nisento lalina i Mahefa, tsy nisy nahaetsika aloha izy ireo, naka aina vetivety nanala ny fisefosefoana.
Tsy tantiny intsony fa i Mahefa no nanala voalohany ny taovany dia avy eo nidaboka tamin'ny fandriana…
Narahin'i Mihary koa sady niverina nanafosafo indray !!!!

-tena hainao mihitsy akia ilay izy an !!! hoy i Mihary …

Tsy namaly i Mahefa fa ny fahavizanana tany aminy no nanenika ny sainy, izy ilay vao avy niaina niaraka tamin'ilay tiany ilay hakanton'ny fahafinaretan'ny nofo. Niara-nisidina ilay lanitra fahafito kanefa tsy haharitra mandrakizay akory fa hipetraka ambonin'ny tany ihany…

Tsy nisy nifampiteny aloha efa ho 5 minitra, farany i Mahefa tsy naharitra fa nanontany hoe :

-Chérie an ! ny nahagaga ahy ho'aho, asa ! ! ! ! ! Mety ho tena tsy mahalala fomba mihitsy aho.
Izany hoe : efa ho herin-taona izay no nampanontany tena ahy mikasika ity fa aleoko apetraka androany e ! : Azoko fantarina ve hoe : iza no nisantatra ilay maha-virjiny izay nahasarotiny anao hatramin'izay ?
Notandremanao tahaka ny anakandriamaso mantsy ilay izy, nilokaloka mihitsy aza ianao fa aorian'ny mariazy mihitsy mba ho …. Tsy haiko re, fanontaniana kidaladala nefa isaky ny avy miray aminao aho dia lasa amin'izany foana ny saiko.
Tsy maninona akia an ! … raha azonao valiana ihany fa te-hahafantatra aho ! ! !
Teny Ivandry,...
Nirimorimo mafy ery ny fialàn’ny fiaran-dRamanana tao ivelan’ny tamboho tao, ny halaviran’ny feony no nahafantarana fa efa dify sahady izy mianaka. Dia niverina nangina ny tanàna, samy tsy nahateny, ny voron-kely misotsioka anatin’ity hafanàna migaingaina no feo nibitsika teo tokontany.

-Azafady indrindra re tompoko fa toa niaka-peo tampoka aho, hoy i Alexia, tsy fantatro mihitsy izay nahazo ahy teo fa nidobodoboka mafy ny foko vao nivatravatra avy any ry zareo teo.
-Tsy mampaninona izany anaka, hoy ingahy Randria, izahay aza no miala tsiny fa raha diso aoriana kely fotsiny izany izahay dia tsy maintsy nitady anareo hatraiza hatraiza. Fa dia tena toetran’i Tompokolahy rainao mihitsy ny tahaka ireny, ahatsiarovako azy mihitsy marina indrindra izy izay tezitra amin’ny rariny ananany izay, tsy manaiky lembenana fa sahy mijoro amin’ny heviny.
-Tsy haiko re ! tena tsy mba mpampiaka-peo amin’olona izany aho fa tahaka ny nisy hery hafa izany nanosika ahy hanohitra azy mianaka teo !
-Ka izay ilay toe-javatra tsy haintsika hazavaina mihitsy anaka fa tahaka ny hoe : mbola miara-miaina amintsika foana ny maty. Koa inona intsony moa izany fa efa voavaha ny olanareo, ity ny karatra misy ny laharan-telefaoniko dia efa io moa Me Ranaivoson hanaovantsika sonia ny taratasy rehetra, mandalova any amin’ny bankinay ianao rahampitso maraina haka ny anjara lovanareo. Raha misy moa ny olana madinidinika dia aza misalasala manatona ahy e !

Nitsatsaingoka anefa i Hery :

-Ka… izahay ange Atoa Randria, hanainga ho any andafin-dranomasina anio alina e, dia ahoana ny tokony hataonay ? Angaha tsy azo aroso izao hariva izao ny fanaovana izany rehetra izany ?
-Hery an ! hoy i Alexia, raha izaho manokana no anontanianao dia avotsitro avokoa aloha izany resaka handeha izany, zava-dehibe loatra ity mitranga ity. Tahaka ny mametraka hafatra amiko i Papa fa tokony hikarakara ny hany lova napetrany ho ahy aho aloha.
-Dia ahoana ny tapakila sy ny vola rehetra efa naloa ? Ahoana ny fianaranao, avela amin’izao ve ?
-Ka tsy niteny ve moa ianao tamin’ny maraina fa satrinao aza hijanona eto fa tsy handao ny tanindrazana, misy zavatra hosahanina indray ve… ?

-Izao re ry zareo an ! Fa mpifamofo moa izany ianareo ? hoy i Randria nanadihady.
-Eny tompoko, hoy izy roa !
-Zava-dehibe loatra, ary tena miankina amin’io vola napetrak’ingahy Ratrema io aza ny hoavinareo, ka avelanareo handalo fotsiny ve ? Eny e ! zonareo ny mbola mametraka indray ny vola amin’ny banky hampisy zanany, fa ity trano iadivanareo amin’izy mianaka teo ve … dia avelanareo fotsiny sa…asa aloha ry zareo ?

Nisento fotsiny i Hery, toa faly ihany izy ny hijanona, nefa te-handeha ihany fa ny sitrapony dia ny hamadika ny takila rehetra nirakitra ny fahadalàna niainany teto Madagasikara. Tsaroany tampoka koa ilay resak’izy sy Fano ny maraina amin’ilay mariazin’izy roa tokony hatrehina.

-Eny ary e ! Misaotra dia misaotra anareo izahay, hoy i Hery, fa tahaka ny misy lahatr’Andriamanitra izany nampifankahita antsika tahaka izao, mampanantena anareo koa fa hikarakara ary raha tsy efa milamina avokoa ny zavatra rehetra vao mihevitra ny hanainga izahay.
-Eny ary ry zareo, fa dia miandry anareo aho izany aho rahampitso maraina. Mikasika ilay adin-trano teo moa, io Me Ranaivoson afaka hakànareo torohevitra fa tena talentany mihitsy io resaka ady trano sy tany io.
-Angamba aloha tsy eto no iresahantsika izany, satria fantatro fa mbola seriny dia seriny ianareo, hoy ilay vaditany, fa ity ny kara-pahafantarana ahy dia mifampiresaka isika afaka andro vitsivitsy e ! Sa tsy izany hoy ianareo ?
-Inoako fa mety mihitsy izay e ! aleo izahay mirahalahy hanainga fa ny asa moa mbola betsaka ihany. Mamerina ny fisaorana anareo rehetra e ! Rahampitso izany.

Nifandray tanana izy ireo dia indreny izy mirahalahy nivoaka ny tanàna.
Vao nihidy ny vavahady dia iny i alexia niantsapy teny amin’i Hery sady nanoroka azy. Faly aok’izany, miramirana ery ny tarehiny, tsy hita soritra intsony ilay alahelo lalina nandrakotra ny tavany fotoana vitsy talohan’izao.
-Hery an ! Hery an ! i Papa no faly indrindra amin’izao mitranga izao. Aleo aho hiantso an’i Dada any an-dafy ilazako ny vaovao ! Ilazako koa izy fa hijanona aty volana vitsivitsy mihitsy aloha hikarakràna ny taratasy rehetra.

-Hijanona volana vitsivitsy ? hoy i Fano nahare ny resak’i Alexia ! Koa inona intsony moa izany fa tena avo ny lanitra ka tsy takatro. Izaho sy Tahiana aza efa saika hiangavy anareo roa ho vavolombelona amin’ny fisoratanay. Eee ! ! ! dia aleo ilazako dia ny izao i Tahiana fa mitady ny olona tokony hataonay vavolombelona mihitsy izahay izao. Mila aterina haingana any amin’ny firaisana mantsy ny anarana sy ny dika mitovin’ny kara-panondro.

Faly avokoa izy rehetra, i Toky kely moa mifaly havanja eran’ny tokontany, i Cynthia matory fatratra anaty fandriana kely. I Alexia amin’io toa mibaliaka eny amin’ny tarehiny ny hafaliana miresaka amin-drainy an-telefaona any an-dafy. Maty tokoa ny rainy nitaiza azy ary tsy hitany akory ny nahafatesany, nefa maty namela mamy ho azy sy izy dahy kely.

I Hery kosa, toa faly sahirana fa tsy mampandry ny eritreriny mihitsy ity Malala mbola tsaboina eny Anjanamasina. Anisan’ny
antony iray tiany hisintahana any ampitan-dranomasina mantsy ny tadiom-pitiavana nifanaovany tamin’i Malala izay nampahory azy efa ho taona maromaro izay, nefa dia ho rahona vaovao indray hanembatsembana ny fifankatiavan’izy roa.

Mbola Hitohy.


Tadiom-pitiavana
tadiom_pitiavana@yahoo.fr

«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18
 
Atolotry ny Blaogy.com sy Lifetype